UN PARADIS À MILLE DIABLES - AMBATOVOLANA D'AMBATONDRAZAKA DÉPOUILLÉ DE SES RICHESSES

Ambatovolana. Une localité de très haute altitude, perdue dans un brouillard hivernal éternisé. Elle se situe à 8 heures (voire plus) de marche (seulement à pieds) dans le sud-est d'Ambohibe de la commune rurale de Didy du district d'Ambatondrazaka, dans la partie extrême ouest du corridor forestier de Zahamena-Ankeniheny, selon des précisons techniques inscrites sur des cartes géographiques. Habitée par une grande variété d'orchidées et d'arbres sortant de l'ordinaire
Lire la suite ...



Miverena aty an-tsihanaka - TANTELY



Antsahamarova

MAHATSIARO ANAOVANA ANTSOJAY IREO VAHINY MPIVIDY VATO SAFIRA

Isan'andro, misy olona tonga mitonona ho tompon'andraikitra. Tsy mazava amin'ireo vahiny mpividy vato sarobidy intsony ny tena zava-misy any Ambatondrazaka amin'izao fotoana izao. Miezaka ny ho ara-dalàna izy ireo, araka ny nambaran'ireo solon-tenany any an-toerana, nefa ahitan'ireo milaza fa mpisava irika foana ny hamelezana azy ireo amin'ny lafiny taratasy sy "passeport".

Lire la suite ...


VILAN'NY TANY

teto fa tsy tany
no nahavaky ilay vilany
lay vilany tany, nisy ravitoto
saika hilaofana ny ampitso
fa...
solafak'iky ny havanao
niantsampy tamin'ny foana
ka nabolisatry ny misy
nanao kinarinarina, zava-tsarobidy
indrisy nihinam-potaka

Lire la suite ...


AMBATOVOLANA - TANÀNA VAOVAON'NY VOLA SY NY SAFIRA

Ambatovolana. Atiala iray ao anatin'ny faritra voaaro Zahamena-Ankeniheny. Misy haram-bato sy loharano madio mikoriana. Rakotra ala matevina ireharehavana, karazan-gidro sy vorona tsy fahita raha tsy eto Madagasikara. Raha miainga avy amin'ny famaritana jeografika, dia ao anatin'ny distrikan'ny Brickaville no misy azy. Tatadrano iray mifanila aminy no manasaraka azy amin'ny distrikan'Ambatondrazaka. Ny kaomina Maroseranana sy Ambohimanarina no akaiky azy indrindra, saingy noho ny tsy fisian'ny làlana
Lire la suite ...

Réveillon 2011 - 2012 Hommage à Raoul Arison Jaha et friends Luc-Mahery-Niny RNS 2010 Réveillon 2009 10ans de l'association MAKA à Paris Ndondolah sy Melky en concert 30 ans de Kassav

VARAMANDADY, VARAMAINA - AFO MISARIN'AKOHOLAHY MENA LAVA SANGA AVOKOA NO ISEHOANY

"Niandry omby aho taloha. Efa zava-pahitako hatrany ny hoe varatra milatsaka. Maina tanteraka izay hazo iantefàny. Ny omby koa matetika dia asiany. Miendrika sarin'akoholahy mena midorehitra lava sanga izy. Mitsoriaka mila tsy ho araky ny maso ny fandehany. Mitovitovy amin'ireny vilia baolina antonony ireny ny habeny".Ireo no famariparitana tsotsotra azo avy tamin'Andriamatoa S. momba ity loza sy antambo mamely tsy miera toy ny fahafatesana ity. Raim-pianakavina efa loa-jafy hatramin'ny ela ingahy S, monina any amin'iny faritra Ambatondrazaka iny. Nisafidy ny tsy hitonona anarana izy sy ireo namany, ary nandà ny halaina sary. Lire la suite ...


AMBALAVELONA - LE MAL À MILLE VISAGES
LA LIMITE DES SCIENCES

Un médecin dit que si l'on se réfère aux connaissances scientifiques, l'ambalavelona serait un cas d'agitation très aigue. "Dans ce cas le valium peut être utilisé pour endormir le patient. Seulement, sa guérison n'est pas assurée. La maladie va revenir dès que le malade retrouve sa conscience", note Raoelina Fanjaniaina Rakotomanana, médecin traitant auprès d'un cabinet médical. Il rajoute que durant ses 15 années de fonction Lire la suite ...


FERAOMBY

Le grand rendez-vous de tous les descendants d'Anorohoro, une localité située en plein cœur du district d'Amparafaravola, s'appelle le "Feraomby" et a lieu tous les deux ans à Anorohoro même. Habituellement, elle se déroule la première semaine du mois de novembre. Depuis longtemps, ce rite traditionnel est marqué par des diverses activités basées sur la vénération du défunt roi.
"Non seulement une période vouée strictement à la sanctification du "Doany" mais aussi un moment où un message sacré de part de l'au-delà nous est transmis. Lire la suite ...


Les espèces d'oiseaux endémiques d'Alaotra sont gravement menacées.

La chasse est l'une des pressions humaines. Viennent ensuite la destruction de l'habitat par le feu et le défrichement. "Depuis une vingtaine d'année, nous avons toujours fait tous les nécessaires pour une sensibilisation contre ses actes et ses pratiques malheureuses, mais l'utilisation non contrôlée des produits chimiques Lire la suite ...


LES MPANAZARY

Des personnes détenant du "pouvoir magique" aussi bien étonnant que redoutable auraient toujours eu la faculté de traverser le grand lac de l'Alaotra sans aucun recours à d'autres moyens que leurs pieds. Ils ne nageaient pas. Tout simplement ils marchaient sur les larges feuilles de "tatamo" (plante aquatique famille des nénuphars) leur servant de passerelles. Un acte auquel un homme ordinaire Lire la suite ...


Site mise à jour le 18/05/2012

Actualités | Accueil | Ambassades | Archives | Artistes d'AlMan | Contact | Forum | Interviews | Livre d'or | Nécrologie | Recettes | Vaovao

Dr Herizo Rj Kara association BAMAMI Office Régional du Tourisme de l'Alaotra-Mangoro ONG Mihary Ylang.net Rain'Dago Restaurant au goût de Madagascar Radio MAMI FM association zanakantsihanaka