Actualités
| Accueil |
Ambassades | Archives | Contact |
Forum | Interviews | Livre d'or |
Nécrologie | Recettes | Vaovao
![]()
De la part de Andry Rocher :
azafady fa feraomby io ambany io fa tsy feraoby,de mampamangy an°ery bala sy er babay ,ry zama ,ry ngovavy,... agny antanana e!
De la part de Andry Rocher :
Magnakory daoly e!vita somatsara ny feraoby farany teo a!(2011),de aza misy ra sarana e!de mampamangy ny tagnororo sy ny zanatsiana daolo.Ok
De la part de Fleurette :
Mafinaritra be le site e!merci anle concepteur(euse) fa mlay e!
De la part de faly ratsfa :
mba asio sary matetika ny ambato moa eh
De la part de RAHERIMANANA Herintsoa :
Salut,tena par hasard no nahitak an'ity site ity. Tena tsara f misaotra ny mpanome vaovao. Na de ety lavitra aza d maheno vaovao tsara mihintsy. Fa tokony mba ampiana kosa ilay VIDEO.De misy ts misokatra mihits koa ny sasany.Zay le problème kanef mb te hijery ny any antsiHanaka.(ety tamatave)misaotra.
De la part de Voodoo Priestess :
Faly miarahaba ny rehetra. Sendra nandalo ka nahita tampoka! Sambia tsara e!
De la part de F. Olivier :
Mbola ampiako kely rignaroa ilay hoe choc choc ah!. Tsy mijanona @ gara rehetra izy (izay no maha haingana azy) Fa ilay regarega dia sady tsy misy lera no miaraka @ lapia maina sy lena eh! Tadidy izany ary nihainana tokoa! Mbola tadidiko ireny voyage organisé (BAMAMI) Tana -Ambato mahafinaritra. Izany rehetra izany dia fahatsiarovana tsara ary misaotra betsaka @ mpampita vaovao!
De la part de Marie Yolande :
Mamaky an'ilay message eo ambany aho de otrany maheno olona miteny sihanaka, tsara be daôly fa misaotra ny ekipan'ny Rambika namorona site. Fa raha mety de mba ampio ny information mikasika ny tourisme, intéressée be za manokana. Misaotra antsika avy any antsihanaka ihany koa fa mafinaritra be ilay mihaona ato @ rambika. Mazotoa daôly an!!!
De la part de miora nantenaina :
tena faly be za fa naita an'ity site ty,matsiaro sambatra ery ny tena na de aty @tany lavitra be aty aza.Nareo nga tsy mba manana video hafa,afa iany mantsy ny artiste avy any antanàna.Misaotra atsika reetra e,de mazto ko.
De la part de hasina :
ay ve efa manomboka ny fanamboarana ny RN44 e,misaotra anareo @fanomezana vaovao feno fa tena afa-po izahay mpamaky,ny sary mo dia tena lafatra,mazotoa e.
De la part de Lucien Fifi :
Mafinaritra leretsy ny fomba fiasanareo amin'ny maha mpampita vaovao anareo. Raha milaza zavatra iray ianareo dia hita fa izay zava-misy no taterinareo. Misy porofo, ohatra sary, zay hita fa tsy namboamboarina fa tena izy. Mankasitraka ny ekipan'ny Rambika e!
De la part de Pizou :
y a pas d'autre video?elles sont toutes geniales.J'en suis ravi. Veloma ry zanatsihanaka rehetra e
De la part de Priscalline :
ici,on est bien informé,meme si les nouvelles ne sont pas toujours agreables,je m'inquiete pour les paysans qui vivent en fonction de la pluie.Ne les oublions pas surtout.
De la part de Legaona :
Je vous felicite pour votre boulot,c'est vraiment remarquable,je suis content de faire une petite visite ici,et c'est tous les jours comme ca. Du fond du coeur merci et encore bravo a tous. Bonne journée
De la part de sarobidy kely :
tena misaotra betsaka anareo ao @redaction fa tena tsara loatra ny zavatra ataonareo,ny article tena feno tsara.Dia mirary soa ho atsika rehetra avy any alaotra e
De la part de Nivo Hanitra Raveloharivahiny :
Ity site ity no cadeau taom-baovao tsara indrindra ho ahy izay bakozetra aty am-pivahiniana lavitra aty.Aiza no hahitan'ny any an-tanàna DVD an-dry Nickah ary koa ny an'i Novah Dakoto halefa ho ahy? Misaotra ê!
De la part de Randriamparany Domoina Tantely :
Mankasitra dia mirary fanantsarana hatrany e! Tena ara-dalana fa ny sary no tokony hampiana kely. Mankasitraka
De la part de malagasy :
joyeuse fete a toute l'ekip de la redaction Bonne année 2011 a nous tous
De la part de Miara :
Salut les gaona,beh voila je suis tombée par hasard sur ce site si mignon,merci a vous,ca fait tres plaisir a nous les internautes natifs d'alaotra,continuez comme,c'est tres chouette de votre part,vraiment merci. Ciao
De la part de sarah :
Salut a tous,tout d'abord je tiens à vous feliciter,vous faite un boulot extraordinaire.Puis,je voudrai savoir ou est ce que je pourrai voir le reportage du depart à la retraite de M.Adorson? en fait je fais partie de ses eleves, donc voila. En attendant votre reponse,je vous souhaite une tres bonne continuation. A tres bientot
De la part de Lucien Fifi :
Merci pour le clip rapportant la cérémonie de départ à la retraite de Mr Adorson et Mme Francoise.Ce sont deux personnes qui ont fait beaucoup pour l'éducation des zanak'Ambato.Merci RAMBIKA.
De la part de Ando :
Y aura-t-il des photos de la foire ? Merci d'avance
De la part de Mamy :
Tiako ilay video "Alaotra". Misaotra betsaka. Tsara kokoa raha hita tao @ ilay video ny CEG Razaka(EPP Antsahatanteraka no voaseho ho CEG Razaka),Lycee LRN, Lycee FJKM Ambohimiangaly,FJKM Avaradrova, siniben-drano Tanambao, sns
De la part de RATOVOVOSON jimmy :
slt,mlay b le site r'zala a! mba asio sary bobaka be mba ho itan'ny olona fa hoe tsara aty antsihanaka zany! manaova ny tsara hatrany ! mahereza
De la part de Iarilanto Andriamarosolo :
Felicitation!je vous encourage a continuer ce que vous avez commencer. C'est vraiment une bonne initiative pour notre region. AIL
De la part de Ando Rakotonirina :
Tu vois que je passe régulièrement sur ton site... Je le redis, bravo pour ces info de l'Alaotra !!
De la part de RAVOLASOA :
Je suis zanak'alaotra 100%ET c'est rare de trouver un site d'AMBATO comme ceci merci vive les sihanaka merci à vous bonne continuation !!!!
De la part de Rakotoarison :
Misaotra @ site, zanak' Alaotra ny tenako.Oviana ny soirée Sihanaka manaraka?
De la part de Lucien Fifi. :
Mankasitraka amin'ny le site e! Ny tenako dia tsy zanak'Alaotra, noho ny asa kosa anefa dia nonina tao alaotra nandritra ny fotoana naharitraritra ary dia raiki-pitia. Mbola manantena hiverina Alaotra refa tafaverina any Dago. Tsara Alaotra!!!
De la part de Tita ANDRIANTSIFA :
...Site tena TSARA BE! Mankalaza e!Félicitations!...