Alarobia 8 septambra 2010 - 00:09

| De la part de Mamy : Tiako ilay video "Alaotra". Misaotra betsaka. Tsara kokoa raha hita tao @ ilay video ny CEG Razaka(EPP Antsahatanteraka no voaseho ho CEG Razaka),Lycee LRN, Lycee FJKM Ambohimiangaly,FJKM Avaradrova, siniben-drano Tanambao, sns |
| De la part de RATOVOVOSON jimmy : slt,mlay b le site r'zala a! mba asio sary bobaka be mba ho itan'ny olona fa hoe tsara aty antsihanaka zany! manaova ny tsara hatrany ! mahereza |
| De la part de Iarilanto Andriamarosolo : Felicitation!je vous encourage a continuer ce que vous avez commencer. C'est vraiment une bonne initiative pour notre region. AIL |
| De la part de Ando Rakotonirina : Tu vois que je passe régulièrement sur ton site... Je le redis, bravo pour ces info de l'Alaotra !! |
| De la part de RAVOLASOA : Je suis zanak'alaotra 100%ET c'est rare de trouver un site d'AMBATO comme ceci merci vive les sihanaka merci à vous bonne continuation !!!! |
| De la part de Rakotoarison : Misaotra @ site, zanak' Alaotra ny tenako.Oviana ny soirée Sihanaka manaraka? |
| De la part de Lucien Fifi. : Mankasitraka amin'ny le site e! Ny tenako dia tsy zanak'Alaotra, noho ny asa kosa anefa dia nonina tao alaotra nandritra ny fotoana naharitraritra ary dia raiki-pitia. Mbola manantena hiverina Alaotra refa tafaverina any Dago. Tsara Alaotra!!! |
| De la part de Tita ANDRIANTSIFA : ...Site tena TSARA BE! Mankalaza e!Félicitations!... |
| De la part de Rabetsimitovy Hanitra O : Bravo et merci pour le site e!. Bonne continuation ! |
| De la part de HENINTSOA Arlys : Bravo pour le site !! bonne continuation et nous sommes fières de la volonté des zanak'alaotra. |
| De la part de RAKOTOMALALA Anjatiana : Bravo et merci ! Grâce à ce site, on a des nouvelles de notre Alaotra. Bonne continuation ! |
| De la part de Rajaonasy : Merci pour le site e! tena mahafinaritra sady faly mahazo vaovao avy any antanana! encore BRAVO Tohizo hatrany e! |
Actualités | Accueil | Agenda | Archives | Bons Plans | Contact | Dossiers | Interviews | Liens utiles | Livre d'or | Notre histoire | Poèmes | Forum